“...Raha misy olona maniry ny asan’ ny mpitandrina, dia maniry asa tsara izy...Ny diakona koa toy izany ihany.” 1Tim 3. 1- 8
Ho tanterahina amin'ny 10 desambra 2023 izao ny fifidianana ireo diakona 40 hiasa indray eto amin'ny fiangonana ny taona 2024-2025.
CANDIDATURE EN LIGNE
FORMULAIRE PAPIER